| Entrée | 1 taonjato | 
| Mots élémentaires | 2 taona, 3 zato | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en français | 5   siècle [1.66.fr#865, 1.5#285] | 
| Exemples | 6   Naharitra taonjato vitsivitsy tao Ankarana izy.
[2.508#] 7 Taonjato fahavalo teo ho eo no niantombohan' izany fifandraisana izany. [2.366#] | 
| Vocabulaire | 8 Temps | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |