| Entrée | 1 taratasim-bola |
| Mots élémentaires | 2 taratasy, 3 vola |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola [1.1] |
| Explications en français |
6 effets de commerce, mandat-carte [1.13] |
| Exemples |
7 Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
[4.27#]
|
| Vocabulaire | 8 Economie: finances, gestion |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|