|
|
|
|

Entrée1  taratasim-bola
Mots élémentaires  2  taratasy, 3  vola
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola [1.1]
Explications en français  6  effets de commerce, mandat-carte [1.13]
Exemples  7  Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27#]
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/09/12