| Entrée | 1 tazonina | 
| Radical | 2 tazona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra Tazony ao an-tsainao izany anatra izany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 antozina, 11 tazonina, 12 tinazona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |