| Entrée | 1 teboka roa | 
| Mots élémentaires | 2 teboka, 3 roa | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   colon [3.1] | 
| Explications en français | 7   deux points [1.5, 1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Linguistique | 
| Analogues | 9 tebokatelo, tebokaamanpaingo, tebokafamaranana | 
| Tableaux et planches | 10   Signes de ponctuation | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |