|
|
|
|

Entrée1  tefy manta
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tefy, manta
Explications en malgache  4  [1.1] fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny
Explications en anglais  5  [1.7] careless or unskilled work
Explications en français  6  [1.8] travail négligent
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12