| Entrée | 1 tenisy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka [1.1] | 
| Exemples | 4   Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa.
[2.470] | 
| Vocabulaire | 5 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |