| Entrée | 1 tenomina | 
| Radical | 2 tenona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be woven [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on tisse [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |