| Entrée | 1 terena | 
| Radical | 2 tery | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1] | 
| Explications en français | 5   forcé [1.13] | 
| Exemples | 6   Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe;
[2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 etrena, 14 terena | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |