|
|
|
|

Entrée1  tetik' ady
Mots élémentaires  2  tetika, 3  ady
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1]
Explications en français  6  stratégie [1.5]
Exemples  7  Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324]
8  Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472]
Synonymes  9  paik' ady

Mis à jour le 2025/09/12