| Entrée | 1 toetany | 
| Mots élémentaires | 2 toetra, 3 tany | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13] | 
| Explications en français | 6   climat structure du sol [1.13] | 
| Exemples | 7   Mahasalama an'i dera ny toetany any.
[2.442#] 8 Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#] | 
| Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) | 
| Autres orthographes | 10 toetrynytany | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |