Entrée (1/4) | 1 tohana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany |
Explications en anglais |
4 [1.7] a support, a prop |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] support, soutien 6 [1.3] étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense |
Exemples |
7 [2.298#53] fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao.
8 [2.508#253] Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 23 10 mots contenant tohana |
Entrée (2/4) | 24 tohana |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 [1.1] Tsy fivalanana |
Entrée (3/4) | 27 tohana |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 [1.78] tohotra, nonon'omby [Tambahoaka]
|
Entrée (4/4) | 30 tòhaña |
Partie du discours | 31 nom |
Explications en malgache |
32 [1.78] fefy [Sihanaka]
|
Anagrammes | 33 ahanto, 34 hantao, 35 hatona, 36 hotana, 37 tahona, 38 tanaho, 39 tohana, tòhaña |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |