| Entrée | 1 toho-drano | 
| Mots élémentaires | 2 tohoka, 3 rano | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [1.1] 6 [tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13] | 
| Explications en français | 7   [tohodrano]
 barrage [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |