| Entrée | 1 tohofana | 
| Radical | 2 tohoka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] | 
| Explications en français | 6   contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |