|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tohy loha |
| Singan-teny | 2 tohy, 3 loha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany
[1.1] [tohiloha] 6 Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé
[1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|