| Entrée | 1 tokandia | 
| Mots élémentaires | 2 tokana, 3 dia | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1] | 
| Explications en français | 6   autre nom du songomby, tout animal solipède [1.54] | 
| Exemples | 7   Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak'  ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. 
[2.5] | 
| Vocabulaire | 8 Croyances | 
| Synonymes | 9 songomby | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |