| Entrée | 1 tokavina | 
| Radical | 2 toka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |