| Entrée | 1 tokoa | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   indeed, truly, certainly [1.7] | 
| Explications en français | 5   vraiment, certainement [1.8] | 
| Exemples | 6   "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
[2.293] 7 Hahita izany tokoa ialahy. [2.324] 8 Olona marobe tokoa no tazany. [2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 17 5 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 18 atoko, 19 tokoa | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |