| Entrée | 1 tolokanina | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona") [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |