|
|
|
|

Teny iditra1 tompo-marika
Singan-teny  2tompo, 3marika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny olona mamorona ny tarehy amam-bikan-javatra hatao, toy ny trano, tetezana... [1.1]
Tovy hevitra  6mpanome maritra

Fivaditsoratra  7 mampitoroka, 8 tompo-marika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12