| Entrée | 1 tompondrano | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1] | 
| Explications en français | 4   serpent aquatique [1.54] | 
| Vocabulaire | 5 Zoologie: reptiles, amphibiens | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |