| Entrée (1/2) | 1 tondra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   root of mitondra, itondrana [1.2] | 
| Explications en français | 5   action de porter, de conduire [1.3, 1.5] 6 action de diriger [1.3] | 
| Exemples | 7   Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory
[2.59] 8 Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/2) | 19 tondra- | 
| Radical | 20 tondraka | 
| Partie du discours | 21 forme morphologique de tondraka | 
| Exemples | 22   Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro
[2.69#246] 23 dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996] 24 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470#6] | 
| Anagrammes | 25 tandro, 26 tondra | 
| Mis à jour le 2025/09/20 |   |