| Entrée | 1 tongotra aman-tanana | 
| Mots élémentaires | 2 tongotra, 3 amana, 4 tanana | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Exemples | 6   Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao.
[2.299#129] 7 |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany. [2.117#78] 8 ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195] 9 Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |