| Entrée | 1 tonom-bilany | 
| Mots élémentaires | 2 tono, 3 vilany | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |