|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tora-tady
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  toraka, tady
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany
Explications en français  5  [1.3] droit, qui va droit d'un point à un autre
6  [1.13] [toratady] en ligne droite
Exemples  7  [2.472#] Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany.
Tous les mots composés 
Autres orthographes  13  toratady

Entrée (2/2)14  toratady
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.78] antsamotady [Taisaka]

Anagrammes  17 atoditra, 18 tora-tady, toratady

Mis à jour le 2025/09/12