| Entrée (1/2) | 1 trandraka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/2) | 15 trandraka | 
| Partie du discours | 16 nom | 
| Explications en malgache | 17   Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1] | 
| Explications en anglais | 18   tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org] | 
| Explications en français | 19   tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org] 20 grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org] 21 hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Explications en allemand | 22   Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org] | 
| Exemples | 23   Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka.
[2.245#57] 24 "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48] | 
| Tous les mots composés | 25 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 26 Zoologie: mammifères | 
| Autres orthographes | 27 tandraka | 
| Synonymes | 28 kelora | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |