| Entrée | 1 trano kotona | 
| Mots élémentaires | 2 trano, 3 kotona | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   trano hazo avokoa ny tenany [1.1] | 
| Exemples | 6   Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra.
[1.437#44] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |