| Entrée (1/5) | 1 tsaika | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zaza tsy ary fady [1.1] 4 zaza am-bohoka [1.13] | 
| Explications en français | 5   foetus [1.13] | 
| Vocabulaire | 6 Biologie | 
| Entrée (2/5) | 7 tsaika | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   Zaza [Provincial]
 [1.1] 10 ankizy [1.13] | 
| Explications en français | 11   enfant [1.13] | 
| Autres orthographes | 12 tsaiky | 
| Entrée (3/5) | 13 tsaika | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1] | 
| Entrée (4/5) | 16 tsaika | 
| Partie du discours | 17 nom | 
| Explications en malgache | 18   Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (5/5) | 23 tsaika | 
| Partie du discours | 24 nom | 
| Explications en malgache | 25   Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 29 2 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 30 atsika, 31 takasy, 32 taksia, 33 tsaika, 34 tsiaka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |