| Entrée | 1 tsangan-kevitra | 
| Mots élémentaires | 2 tsangana, 3 hevitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] 6 foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] | 
| Explications en français | 7   idéologie [1.5#144] 8 doctrine [1.13] | 
| Exemples | 9   Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany?
[2.285#123] | 
| Vocabulaire | 10 Philosophie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |