Entrée | 1 tsaraina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsara |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 11 asitrana, 12 itsarana, 13 sanatria, 14 tsaraina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |