Entrée | 1 tsihifina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsihika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? |
Exemples |
5 [2.48] na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika.
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 fihatsiny, 11 tsihifina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |