| Entrée | 1 tsijay fijy | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   tsy izay fa..., tsy izany fa...: Laha no atody akoho anareo ka no tarafina ts'ijay f'ijy (ohabolana milaza fahadisoam-panantenana eo amin'ny ray aman-dreny) [1.1] | 
| Synonymes | 4 fijy tsijay | 
| Anagrammes | 5 fijy tsijay, 6 tsijay fijy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |