| Entrée | 1 tsikonina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |