| Entrée | 1 tsinay homana aty | 
| Mots élémentaires | 2 tsinay, 3 homana, 4 aty | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |