| Entrée | 1 tsindriana | 
| Radical | 2 tsindry | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |