Entrée | 1 tsindronina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsindrona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |