| Entrée (1/2) | 1 tsinina |
| Radical | 2 tsiny |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao [1.1] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 9 tenenina, kabedesina, kamentsonina |
| Entrée (2/2) | 10 tsinina |
| Radical | 11 tsiny |
| Partie du discours | 12 verbe passif |
| Explications en malgache |
13 (Vy) hamafisina, aofana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|