| Entrée | 1 tsinjara | 
| Radical | 2 zara | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] | 
| Explications en français | 5   action de détailler, de partager en lot [1.5#313] | 
| Exemples | 6   Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 3 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |