Entrée | 1 tsipipanohizana |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 tsipika, fanohizana |
Explications en malgache |
4 [1.146#21] Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny tsipipanohizana ( - ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny renisoratra ilay faharoa, ary amin' ilay voalohany misy vaninteny iray maty: "ka", na "tra", na ny tarehin-tsoratra "a" amin' ny "na". Ohatra: lavaka trandraka = lava-trandraka ~ folaka roa = fola-droa ~ sampina havanana = sampin-kavanana |
Explications en anglais |
5 [3.1] hyphen |
Explications en français |
6 [1.8, 1.13] [tsipi-panohizana]
trait d'union |
Vocabulaire | 7 Linguistique |
Tableaux et planches |
8 Signes de ponctuation |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |