|
|
|
|

Teny iditra1  solonjanatsoratra
Singan-teny  2 solo, 3 zanaka, 4 soratra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny solonjanatsoratra ( ' ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny zanatsoratra ilay faharoa ary milaka fa tompon' ilay zavatra voalazan' ny teny voalohany na mpanao asa lazainy. Ohatra: toetra andro = toetr' andro ~ ilaina ny olombelona = ilain' ny olombelona. [1.146#21]
Fanazavàna teny anglisy  7 apostrophe [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 apostrophe [3.1]
Mpanahaka  9  tsipipanohizana
Tsanganana sy sary iray takila  10  Mari-tsoratra sy marika hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13