| Entrée | 1 tsitoavina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] | 
| Exemples | 4   Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48] | 
| Vocabulaire | 5 Botanique: arbre | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |