Entrée | 1 tsy mifaditrovana |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 faditr' ovana |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en français |
5 [1.3] injuste, cruel, sans pitié |
Exemples |
6 [2.324] Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
7 [2.472] Olona tsy mifaditrovana! 8 [2.5] Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |