|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy ... intsony |
| Singan-teny | 2tsy, 3intsony |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ne ... plus [1.5] |
| Ohatra |
6 tsy|intsony misy tsy|intsony!
[2.4]
7 tsy|intsony ho ela tsy|intsony. [2.528] 8 tsy|intsony mandre tsy|intsony aho. [2.471] 9 tsy|intsony misy tompo sy mpanompo tsy|intsony. [2.643] 10 Torana izy ary tsy|intsony nahatsiaro tena tsy|intsony. [2.895] |
| Fivaditsoratra | 11 itsintsino, 12 tsy ... intsony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|