|
|
|
|

Teny iditra1 tsy tia
Singan-teny  2tsy, 3tia
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 na tsy tia ahy aza
hahoako?
[2.131]
6 aleo lavitra tia fa tsy tiana, toy izay tiana fa tsy tia. [2.471]

Fivaditsoratra  7 taitsy, 8 tsy tia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10