| Entrée | 1 vahonolona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Botanique: herbe | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |