| Entrée (1/2) | 1 vakiteny | 
| Mots élémentaires | 2 vaky, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   reading [1.7] | 
| Explications en français | 6   lecture [1.3#804, 1.8] | 
| Exemples | 7   Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany.
[2.643] 8 Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332] 9 Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649] | 
| Entrée (2/2) | 10 vaki-teny | 
| Mots élémentaires | 11 vaky, 12 teny | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en anglais | 14   a syllable [1.7] | 
| Explications en français | 15   une syllabe [1.8] | 
| Vocabulaire | 16 Linguistique | 
| Anagrammes | 17 tinevika, 18 vakiteny, vaki-teny | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |