| Entrée | 1 vakisaova | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") [1.1] | 
| Synonymes | 4 vakisova | 
| Anagrammes | 5 vakisaova, 6 voasavika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |