| Entrée | 1 vaksiny | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy [1.1] 4 fanefitra amin'ny aretina [1.13] | 
| Explications en français | 5   vaccin [1.13] | 
| Vocabulaire | 6 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |