| Entrée | 1 vantotra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2] | 
| Explications en français | 5   se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3] | 
| Exemples | 6   Hianao vantony, izaho maitso volo
[2.69#230] 7 Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558] 8 Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39] 9 Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643] 10 Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 8 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |