| Entrée | 1 variaminanana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1] | 
| Anagrammes | 4 variaminanana, 5 vary amin' anana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |